|
|
|
|

Teny iditra 1  arerarera
Fototeny  2 rerarera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Arefarefa, abarera:
9 Voan' ny hala ilay vorona ka nampalahelo ny nijery azy fa narerarerany ny elany.
10 Aza arerarera ity lambanao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 à relâcher [1.3#527]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19