|
|
|
|

Teny iditra 1  arevaka
Fototeny  2 revaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 entina mandrevaka, mampihaingo: Inona no harevaka ny tranontsika, rankizy? [1.1]

Fivaditsoratra  9 aravake, arevaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19