|
|
|
|

Teny iditra 1  aridiridy
Fototeny  2 ridiridy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miridiridy, henjana, tsy mihetsiketsika: Naridiridiny ny masony ka natahotra izahay [1.1]

Fivaditsoratra  9 adiridiry, aridiridy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19