|
|
|
|

Teny iditra 1  arindra
Fototeny  2 rindra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika vao miroso amin' ny raharaha
9 Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be arranged in order [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on met en ordre, qu'on dispose bien, qu'on arrange harmonieusement, qu'on met d'accord [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 andrira, arindra, 14 Randria, randria

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19