|
|
|
|

Teny iditra 1  aringana
Fototeny  2 ringana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao maty daholo, aripaka, vonoina: Olona telonjato no naringan' ny fahavalo tao anatin' ny adiny iray [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 angarina, aringana, 11 irangana, 12 rangaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21