|
|
|
|

Teny iditra 1  arisika
Fototeny  2 risika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin' ny asa ny tanora [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe arisika

Fivaditsoratra  arisika, 10 sariaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19