|
|
|
|

Teny iditra 1  aroboka
Fototeny  2 roboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely
9 Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be plunged into a liquid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on plonge dans un liquide [1.8]

Fivaditsoratra  12 Akobora, aroboka, 13 baoroka, 14 boroaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19