|
|
|
|

Teny iditra 1  arodona
Fototeny  2 rodona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman' ondry)
9 Aingaina miaraka (hira) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 To be driven along violently; to be wasted, as riches [1.2#523]
Fanazavàna teny frantsay  11 à faire marcher, à faire retentir, à dépenser à la fois [1.3#542]
Ohatra  12  dobohina ny amponga, arodona ny dihy, ary ny fampiarahana ireo no antsoina hoe mamoha saha aminy. [2.245#]

Fivaditsoratra  13 andoaro, 14 arodano, arodona, 15 doroana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19