|
|
|
|

Teny iditra 1  aronjina
Fototeny  2 ronjina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady raha tsy nahafikitra tamin' ny ahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be jostled, to be pushed out of the way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on pousse de côté [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21