Teny iditra arorika (rorika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao miketraka, miborerarera [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à détendre, à faire pencher [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arorika, aroriko, arorikao, aroriny, aroritsika, arorikay, arorikareo, arorik', arori-
Ny lasa : narorika, naroriko, narorikao, naroriny, naroritsika, narorikay, narorikareo, narorik', narori-
Ny hoavy : harorika, haroriko, harorikao, haroriny, haroritsika, harorikay, harorikareo, harorik', harori-
Filaza mandidy : aroriho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23