|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  arosy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-borona andrano dia mitovitovy amin' ny dokotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a wild duck. Sarkidiornis africana, Eyt. [1.2]6  the hump-billed duck; also called ongongo (prov.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  oie de la côte de Coromandel [1.54]8  canard à bosse; on l'appelle aussi ongongo (prov) [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny arosy io

Teny iditra (2/2)11  arosy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13  aronjina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14  arosy, saroy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31