Teny iditra | 1 arsidiosezy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (Fivavahana katolika) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin' ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka |
Voambolana |
4 Fivavahana, finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |