Teny iditra | asadika (sadika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao misadika na ahodidina ny valahana, dia aiditra amin' ny elakela-pe toy ny salaka [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | asadika, sadaika, sadiaka, saka dia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |