Teny iditra | asafy (safy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao safiny, fanampiny, famenony: Ity tsoria-damba ity asafy ny moron-tongotr' akanjonao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | asafy, fasia, fiasa, safay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |