Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
asafy
(
sa
fy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Atao safiny, fanampiny, famenony:
Ity tsoria-damba ity asafy ny moron-tongotr' akanjonao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asafy
, asafiko, asafinao, asafiny, asafintsika, asafinay, asafinareo, asafin', asafin-, asafim-
Ny lasa :
nasafy, nasafiko, nasafinao, nasafiny, nasafintsika, nasafinay, nasafinareo, nasafin', nasafin-, nasafim-
Ny hoavy :
hasafy, hasafiko, hasafinao, hasafiny, hasafintsika, hasafinay, hasafinareo, hasafin', hasafin-, hasafim-
Filaza mandidy :
asafio
Fivaditsoratra
fasia
,
fiasa
,
safay
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20