|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  asaina
Fototeny  2 asa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be tilled, to be wrought. [1.2]
10 to be tilled, to be worked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on cultive; qu'on travaille [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe asaina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 14  asaina
Fototeny  15 asa
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao
22 Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona
23 Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 to be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something. [1.2]
25 to be invited [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 qu'on invite [1.8]
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3) 28  asaina
Fototeny  29 asa
Sokajin-teny  30  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
31  Ny ankehitriny :
32  Ny lasa :
33  Ny hoavy :
34  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  35 to be sharpened, to be whetted, to be pointed. [1.2]
36 to be sharpened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  37 qu'on aiguise [1.8]

Fivaditsoratra  38 anaîsa, 39 Aniasa, asaina, 40 asiana, 41 iasana, iasaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19