Teny iditra asampy (sampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Manantona [1.78]
 Atao misampy, na mihantona, misavily eny ambozona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be set astraddle, as a child on the hip [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on met à califourchon, comme un enfant sur la hanche [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asampy, asampiko, asampinao, asampiny, asampintsika, asampinay, asampinareo, asampin', asampin-, asampim-
Ny lasa : nasampy, nasampiko, nasampinao, nasampiny, nasampintsika, nasampinay, nasampinareo, nasampin', nasampin-, nasampim-
Ny hoavy : hasampy, hasampiko, hasampinao, hasampiny, hasampintsika, hasampinay, hasampinareo, hasampin', hasampin-, hasampim-
Filaza mandidy : asampazo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20