Teny iditra asaka (sanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
 (vava) Sokafana mitanatana: Nasanakany ny vavany ka nidiran' ny tantra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asanaka, asanako, asanakao, asanany, asanatsika, asanakay, asanakareo, asanak', asana-
Ny lasa : nasanaka, nasanako, nasanakao, nasanany, nasanatsika, nasanakay, nasanakareo, nasanak', nasana-
Ny hoavy : hasanaka, hasanako, hasanakao, hasanany, hasanatsika, hasanakay, hasanakareo, hasanak', hasana-
Filaza mandidy : asanaho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20