Teny iditra | asandrahaka (sandrahaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avela hirantsandrantsana, hisampantsampana Avela hivelatra fa tsy hifintina: Aza asandrahaka ohatra izao io fehezamboninkazo io [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |