Teny iditra | asara (sara) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | asara | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary) [1.78] | ||||||||
[Bara, Tanala] Fahavaratra [1.78] | |||||||||
[Sakalava] Tonon-taona fahavaratra [1.1] | |||||||||
Fizaran-taona mafana sy be orana [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The rainy season. [Ar. As-sahr, the month.] [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) [1.82] | ||||||||
Saison des pluies [1.13] | |||||||||
Voambolana | Fotoana ~ Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Tovy hevitra | asaramanitry | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | arasa, asara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |