|
|
|
|

Teny iditra 1  asarangotra
Fototeny  2 sarangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao havanana asarangotra raha sahirana mitrotro ny zazakely ny tananao havia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce avec quoi on s'accroche, ce qui accroche [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19