Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
asarona
(
sa
rona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Ampiasaina hanaronana:
Itỳ sahafa ity asarona ny sinibe aloha
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asarona
, asaroko, asaronao, asarony, asarontsika, asaronay, asaronareo, asaron', asaron-, asarom-, asaro-
Ny lasa :
nasarona, nasaroko, nasaronao, nasarony, nasarontsika, nasaronay, nasaronareo, nasaron', nasaron-, nasarom-, nasaro-
Ny hoavy :
hasarona, hasaroko, hasaronao, hasarony, hasarontsika, hasaronay, hasaronareo, hasaron', hasaron-, hasarom-, hasaro-
Filaza mandidy :
asarony
Fivaditsoratra
anasaro
,
asarona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20