Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
asaso
(
saso
)
Sokajin-teny
2
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
3
Entina misaso, mitsapa izay hevitry ny sasany
[
1.1
]
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
asaso
, asasoko, asasonao, asasony, asasontsika, asasonay, asasonareo, asason', asason-, asasom-
5
Ny lasa :
nasaso, nasasoko, nasasonao, nasasony, nasasontsika, nasasonay, nasasonareo, nasason', nasason-, nasasom-
6
Ny hoavy :
hasaso, hasasoko, hasasonao, hasasony, hasasontsika, hasasonay, hasasonareo, hasason', hasason-, hasasom-
7
Filaza mandidy :
asasoy
Fivaditsoratra
8
asaso
,
asosa
,
sasao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05