Teny iditra asa soratra
Singan-teny asa ; soratra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lahatsoratra na boky vita-na mpanoratra: Efa vita printy ny asa soratry ny Avana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16