| Teny iditra | 1 asaveravera |
| Fototeny | 2 saveravera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 (akanjo) Avela hisariraka tsy tafina tsara; avela hisafotofoto, hikorandendina
[1.1] |
| Tovy hevitra | 9 saveraveraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|