|
|
|
|

Teny iditra 1  aseho
Fototeny  2 seho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
9 Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony [1.1]
Ohatra  10  Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#]
11  Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aseho, 13 hoesa, 14 Hosea

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21