|
|
|
|

Teny iditra1  aseho (seho)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
4  Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony [1.1]
Ohatra  5  Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#]
6  Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Lohateny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny aseho io

Fivaditsoratra  13  aseho, hoesa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06