|
|
|
|

Teny iditra 1  aselaka
Fototeny  2 selaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manendaka isan' elakelany, asilaka: Ity antsy maranitra ity aselaka io hazo io [1.1]

Fivaditsoratra  aselaka, 9 lake...asa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19