|
|
|
|

Teny iditra 1  aselatra
Fototeny  2 selatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandalovina mise-sana: Aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan' ny hanoranao ahy sao mangatsiaka loatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à faire passer rapidement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19