|
|
|
|

Teny iditra 1  asesika
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy sa volom-borona?
9 Roahina: Aseseho handeha any io kivindro io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be stuffed into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Ce qu'on fourre, qu’on presse dans
12 (coup de poing ou de bâton) qu'on lance horizontalement contre quelqu’un
13 figuré: qu’on pousse fortement, qu’on chasse [1.3#600]
14 dont on farcit une chose [1.8]
Ohatra  15  Inona no tianao asesika amin' izany? [2.270#92]
16  Entiko hampandry tany izy, asesika hanala vohitra izy koa tsy mety. [2.298#37]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how asesika
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21