|
|
|
|

Teny iditra 1  asesy
Fototeny  2 sesy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Betsimisaraka] atao eo aloha [1.78]
9 Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin' izay ny hira, rankizy
10 Amidy tsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidinany akohony rehetra [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  asesy, 12 Sesay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21