Teny iditra | asfalta | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tara [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Bitume [1.38] | |
Asphalte [1.13] | ||
Ohatra | Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra.
[2.996] | |
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |
Ny fihaviany | Frantsay: asphalte. | |
Lahatsoratra | Randzavola: asfalta ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |