| Teny iditra | 1 asiana |
| Fototeny | 2 isy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka
9 Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe 10 Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; 11 -- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ; 12 -- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko 13 -- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to have something put with it or into it
15 to be struck or attacked [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 où l'on met
17 qu'on frappe, qu'on attaque [1.8] |
| Ohatra |
18 Diovina avy eo ary asiana sira.
[2.117#]
19 Ary andrefan-trano no asiana azy. [2.442#] 20 Dia asiana volafotsy eo amin' ny vozon' ny voatavo arivolahy. [2.508#] |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe asiana |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 anaîsa, 24 Aniasa, 25 asaina, asiana, 26 iasana, iasaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|