|
|
|
|

Teny iditra asidra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ranomahery faninginana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [English acid] acid [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Acide [1.13]
Ohatra 
1Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356]
2Mino aho fa tsy nahatelina asidra ny zanakareo. [2.445]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: acid.

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02