|
|
|
|

Teny iditra 1  asisa
Fototeny  2 sisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 amelana sisa, asiana sisa: Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany [1.1]

Fivaditsoratra  9 asasy, asisa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19