Teny iditra | 1 asisika |
Fototeny | 2 sisika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy 5 Atsofoka: Asisiho kely ao amin' ny taratasinao ireto teny ireto [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny asisika io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |