|
|
|
|

Teny iditra 1  asobilatra
Fototeny  2 sobilatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao didy misompirana: Nahoana no nasobilatrao toy izao itỳ didy hena ka manjary tsy mitovy ny anjarantsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à faire aller obliquement [1.3]

Fivaditsoratra  10 abolasitra, 11 abolisatra, asobilatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19