Teny iditra asoitra (soitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina misoitra, manala amin' ny hazo lavalava, mamely amin' ny tandroka (omby) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui sert à attiser, à remuer, à soulever, à cueillir, à repousser [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asoitra, asoitro, asoitrao, asoiny, asoitsika, asoitray, asoitrareo, asoitr', asoi-, asoitry
Ny lasa : nasoitra, nasoitro, nasoitrao, nasoiny, nasoitsika, nasoitray, nasoitrareo, nasoitr', nasoi-, nasoitry
Ny hoavy : hasoitra, hasoitro, hasoitrao, hasoiny, hasoitsika, hasoitray, hasoitrareo, hasoitr', hasoi-, hasoitry
Filaza mandidy : asoiro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20