Teny iditra asosa (sosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aroso mikorisa milamina tsara: Nasosa moramora ny lakana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asosa, asosako, asosanao, asosany, asosantsika, asosanay, asosanareo, asosan', asosan-, asosam-
Ny lasa : nasosa, nasosako, nasosanao, nasosany, nasosantsika, nasosanay, nasosanareo, nasosan', nasosan-, nasosam-
Ny hoavy : hasosa, hasosako, hasosanao, hasosany, hasosantsika, hasosanay, hasosanareo, hasosan', hasosan-, hasosam-
Filaza mandidy : asosao, asosay

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20