|
|
|
|

Teny iditra1  atabaka
Fototeny  2  tabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza andian' omby na ondry avala hikarenjy eny rehetra eny, atondraka: Aza atabaka etỳ amin' ny sahanay ny ondrinareo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [troupeau] qu’on laisse aller partout [1.3#638]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23