Teny iditra | atabaka (tabaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza andian' omby na ondry avala hikarenjy eny rehetra eny, atondraka: Aza atabaka etỳ amin' ny sahanay ny ondrinareo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [troupeau] qu’on laisse aller partout [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23 |
![]() |