|
|
|
|

Teny iditra 1  atampify
Fototeny  2 tampify
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin' ny hafa: Aza atampify amin' ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19