|
|
|
|

Teny iditra 1  atanina
Fototeny  2 tanina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be heated in the sun or by the fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  atanina, 12 atinaña, 13 itanana, 14 tainana, 15 taniana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21