Teny iditra | 1 atanina |
Fototeny | 2 tanina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be heated in the sun or by the fire [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu [1.8] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 atanany, atanina, atinaña, itanana, nataina, natanay, tainana, tananay, taniana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |