|
|
|
|

Teny iditra 1  ataotao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on fait par manière d'acquit [1.3]
Ohatra  9  Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo [2.117#21]
10  Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra [1.318]
11  fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy [2.48#113]
12  ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako [2.996#30.6.14]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/03