Teny iditra | 1 atatao |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox) |
Fototeny | 4 tatao |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny atatao io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |