|
|
|
|

Teny iditra 1  atatatata
Fototeny  2 tatatata
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata" [1.1]
[2.4#]
Ohatra  9  Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra. [2.4#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19