|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atavo
Fototeny  2  tao
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4  [Vezo] [1.68]
Ohatra  5  atavo ze hifañaraha^areo (Faites en sorte de vous mettre d’accord) [1.68]
6  atavo zao atavo zao neniko amim-babako :' Fandasirambola anjefa ao. [2.150]
7  atavo an'izao, hoy ie : Lohafiavao hoe mafioro ao, fa tsy raha nanino anao, i raiky avao nataonao lohafiavao fa tsy nataonao mafiahaky fi'olombelo oo! [2.606]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)9  atavo
Fototeny  10  tavo
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  12  A graisser, oindre, peindre [Vezo] [1.68]

Fivaditsoratra  13  atavo, atova, avota, taova, tavoa, vatoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31