|
|
|
|

Teny iditra 1  atehika
Fototeny  2 tehika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mitehika, mikasika kely, misafo: Ny tanany no natehiny tamin' ny faritra maharary amin' ny soroko
9 Apaka, atao mikasika: Tokony hatehika hatrery amin' ny tafontrano ny tohatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19