Teny iditra | ati-ririnina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | The coldest part of winter [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le plus froid de l'hiver [1.8] | |
Ohatra | Rehefa tonga i Alwine de Vos, ny 1°-n' ny janoary, tamin' ny atiririnina indrindra, dia nifantina akanjo no nasaiko nataony.
[1.369] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |